ny yoseikan dia tena nampiova anà mitsy (enfin, ny fahitako ahy an!) ôtran'ny oe nisy coup de foudre ngamba no hilazako azy satria tnga d nety tamiko mitsy ilay art...izy rahateo moa ny humilité anisan'ny hamafisina sy ampianarina ao ary ataoko fa ny tenako dia olona humble sy modeste iany hatramin'izay ka izay no tena naha-compatible anay lol
mafinaritra b io art martial iray io satria tena libre b enao ao anatiny:selon ny handicap-nao no isafidiananao izay branche yoseikan tinao atao (yoseikan iaido, yoseikan aiki, yoseikan kenpo[combat]...) zany oe nenà alou d saika ataoko daoly iz ireo afa-tsy ny bajutsu satria sarotra lé hitanigenana soavaly eto @tanàna. ny faniriako d ny mbola hianatra azy foana refa mbola salama ny vatako.marary ko aho tsinona ra vô tsy manao azy ao anatin'ny semaine lol